Mitombo hatrany ny firenena misy FI.MPI.MA. aty ivelan’ny nosy

lambaAlemana5

 

 

 

 

Ho famaranana ny taom-piofanana kabary 2017-2018, dia fifaliana lehibe ho anay Andiany “TSIMOKA”, andiany voalohany eto amin´ny Rantsana FI.MPI.MA. Alemana (Rantsan’ny Fikambanan´ny Mpikabary Malagasy eto Alemana), ny manasa anareo hiara-mifanotrona aminay ny :
Sabotsy 12 May 2018

Toerana: Helene- Mayer- Ring 23
80809 München (Munich)

Marodona ny dihy arahin´amponga, maredona ny hira arahim-baliha, fa mihaja sy ho feno haravoana izahay hotroninareo amin´io fotoan-dehibe tsy manam-paharoa aminay io.

Lanonana eo ambany fiahian‘ny Filohan’ny FI.MPI.MA. maneran-tany, ANDRIAMBOAVONJY
Hanitriniaina
Manomboka amin’ny 11 ora maraina :
-Fizarana mari-pahaizana ho an’ny Andiany “TSIMOKA“
-Fandraisana ho mpikambana tsotra ireo mpiofana vao navoaka ho mpikabary
-Fanasaloran-damba ny Filohan-tSampana FI.MPI.MA. Alemana
-Fitokanana ny Sampana FI.MPI.MA. Alemana

Manomboka amin’ny 1 ora tolakandro :
-Fiaraha-misakafo sy korana (tsy andoavam-bola, fa raisina an-tanan-droa izay mety ho fandraisana anjaran’ny tsirairay) ;
-Kalokalo sy fiantsana tononkalo ary kabary malagasy.

Mifarana amin’ny 5 ora hariva ny lanonana

Irinay ny hahazo ny isan´olona afaka hamaly izao fanasanay izao alohan’ny Alahady 15 Aprily 2018
mba hahamora ny fandaminana (ny tsara indrindra: valiny alohan’ny Talata 10 aprily 2018).

Dia maniry sy manantena ny fahatongavanareo hiara-mikorana aminay.

Amin’ny anaran’ny Rantsana FI.MPI.MA. Alemana
Ny Tonia
Fidiharinivo RASOANAIVO

Adiresy mailaka hanomezana ny valiny :
madecademy@gmail.com
Fanazavana fanampiny :
00 33 6 72 01 84 10 (mobile / France)
00 49 157 56 31 11 17 (mobil / Allemagne) — 00 49 845 83 21 89 87 (fix / Allemagne)

Eo amin’ny faran’ny pejy (pied de page) : rohy (lien internet) ) –> Site MadeCademy.
(Double Clic gauche puis Ctrl + Clic gauche ou copier- coller)

Indreto misy rohy (liens internet), hahafahanareo mamandrika tranom-bahiny (hotely) akaikin’ny toerana hanaovana ny lanonana :
1. Hotely amin‘ny hofany mirary (latsaka ny 76 €)
Collection d’hotels (Ctrl + Clic gauche ou copier- coller)
2. Hotely Airbnb (latsaka ny 70 €)
airbnb
3. Hotely akaikin‘ny toerana hanaovana ny lanonana (lafolafo)

http://ana-hotels.com/munich

https://www.deraghotels.de/

https://www.leonardo-hotels.de/munich-hotels

Tsy hisy ny fitsenana ho an’ireo izay handray fiaramanidina na handeha fiaran-dalamby, fa indreto misy fanazavana vitsivitsy momba ny fomba hahazoana mamonjy ny toerana hanaovana ny lanonana.

HO AN’IREO HO TONGA AMIN’NY FIARAMANIDINA (avion)

Transfert (57 minutes) :
– de l‘Aéroport de Munich (Franz-Josef STRAUSS) vers la Salle Helene-Mayer- Ring 23 (toerana hanaovana ny lanonana) ;
Prix du trajet : 12,00 euros (maxi.)
Pour configurer votre itinéraire de voyage : https://goo.gl/maps/TnDgMF855ry
(Ctrl + Clic gauche ou copier- coller)
(sur ce site : voir surotut le comparateur d’horaires)

– De l’AEROPORT de MUNICH (exemple d’itinéraire fourni à titre indicatif  / départ à 12 :31) :
Prendre le S-Bahn (Express Urbain / RER) Ligne «S1 » / Direction “München Ost“, Gleis 1 (Voie 1)
7 Stations jusqu’à la sortie du train : Besucherpark> Neufahrn>Eching>Lohhof > Unterschleißheim >Oberschleißheim > München-Feldmoching ;
Sortir MÜNCHEN-FELDMOCHING. Ensuite :
Marcher à pied jusqu’au : U-Bahn (Metro) (1 mn) ;
Prendre : le U-Bahn (Metro) à la Station “Feldmoching“ – Ligne U2 / Direction “Messestadt Ost“, 7 Stations ;
Descendre à la Station ‘‘Scheideplatz“ => Prendre une correspondance :
le U-Bahn (Metro) – Ligne U3 / Direction ‘‘Olympiazentrum“
Descendre à la station : ‘‘Olympiazentrum ‘‘ => Sortir
Marcher à pied jusqu’à la Salle HELENE- MAYER–RING 23 (450m / 5 mn).

HO AN’IREO HO TONGA AMIN’NY FIARAN-DALAMBY (train)

– Transfert (21 mn) :
Gare Centrale de Munich (München Hauptbahnhof) => Salle Helene-Mayer-Ring 23 (toerana hanaovana ny lanonana) ;
Prix du trajet : 3,00 euros (maxi.) – Durée du trajet: 21 min. (metro + marche à pied)
Pour configurer votre itinéraire de voyage: https://goo.gl/maps/JJn9seZF63K2
(Ctrl + Clic gauche ou copier- coller)

– De la GARE CENTRALE de MUNICH :
Prendre le U-Bahn ‘’ U1 ‘’ (Metro Ligne U1) / Direction “Olympia Einkaufszentrum“ ;
Après 7 stations (10 mn) => Descendre à la Station ‘‘Olympia Einkaufszentrum‘‘
Prendre une correspondance :
Le U-Bahn U3 (Metro Ligne U3) / Direction “Moosach‘‘ ;
Descendre à la Station ‘‘Olympiazentrum“ (après 2 stations / 3 mn) => Sortir
Marcher à pied jusqu’à la Salle HELENE- MAYER–RING 23 (450m / 5 mn).