lanonana manara-penitra soisa 2019

Manasa antsika ny FI.MPI.MA. SOISA hanatrika ny lanonana izay karakarainy
- ny asabotsy 27 aprily 2019
- ao amin’ny Salle Paroissiale Servette
- avenue Wendt 55, 1203 GENEVE
Famoahana mpiofana kabary Andiany 2018-2019
Fanasaloran-damba FI.MPI.MA.
Famindrana Faneva
Seho an-kabary, hain-teny, tononkalo sns…
Tsy misy vidim-pidirana
Misy fiaraha-misakafo aorian’ny lanonana
Tongava maro