LANONANA MANARA-PENITRA NORVEZY 2019

LANONANA MANARA-PENITRA FI.MPI.MA. Sampana NORVEZY
Manasa ny olon-drehetra ny VY KINGA NORVEZY hanatrika ny lanonana izay karakarainy ny asabotsy 18 mey 2019 ao amin’ny FANA idrettslag
Odins veg 39
5221 NESTTUN
Fandaharam-potoana :
12ora atoandro : Fianianan’ny Filoha vaovao Sampana Norvezy
Fanokanana ny Birao vaovao Sampana Norvezy
Famoahana nyAndiany faha-efatra TSIRESY
2 ora folakandro : Fiaraha-misakafo ravahana ala voly sy seho sehatra isan-karazany
6 ora hariva : Totorebika hafanain’ny tarika « Les Bandys »
Fandraisana anjara : 15€
Fitafiana mihaja
Manantena ny fandraisanao anjara
ireto ny rohy :
fanasana
fanazavana fanampiny