lanonana manara-penitra Montpellier 2019

entete montpellier

FANASANA LANONANA eto MONTPELLIER

Ny asabotsy 4 mey 2019 manomboka amin’ny 12 ora sy sasany  no hanasan’ny Sampana Montpellier  ny olona rehetra sy sakaiza liana amin’ny kabary ho tonga hanatrika ny lanonana

  • famoahana mpianatra kabary 2019
  • fanasaloran-damba ny andiany 2018

ireo mpianatra nahavita fianarana teto amin’ny faritra Montpellier, Nice, Lyon, Marseille ary Avignon.
Fiarahana misakafo no hanomboana ny lanonana
Fandraisana anjara : 7€ isan’olona (mila famandriana mialoha)
Toerana : Salle d’œuvre Jean XXIII
42 avenue d’Assas – 34000 – Montpellier
Tongava maro fa hamerovero ny hanitry ny kanto ny lanonantsika
Fifandraisana :

Gervais :   06 45 10 60 26

Lalao :   06 20 64 38 11

Domoina : 06 27 99 65 46

 

Indro ny fanasana