Lanonana manara-penitra Maorisy 2019

Ny FI.MPI.MA Sampana Nosy Maorisy dia faly manasa anao sy ny sakaizanao rehetra, hifanotrona sy hiaraka hilanonana isika noho ny :
- famoahana ireo mpikabary
- fanafian-damba ireo mpikambana raikitra
- fianian’ny filohan-tsampana
Ny alahady 31 Martsa 2019
tolakandro @ 1 ora sy sasany – 5 ora
Mifampilazà , taomy ny manodidina fa lanonam-be Malgasy io.
Fanazavana fanampiny : 59716073/58448733/59343586