Lanonana ivon’ny fankalazana ny faha 10 taona

10 taona-02 mey 2020_2
  • 01 mey 2020 famoahana mpikabary andiany faha 10 taona.
  • 02 mey 2020 Alin’ny Mpikabary Miavaka.

Lanonan-dehibe ivon’ny fankalazana ny faha 10 taonan’ny Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy Faritany Frantsa.

Tongava maro.

Fividianana tapakila ny lanonan-dehibe 02 mey 2020 : https://www.weezevent.com/alin-ny-mpikabary-miavaka

Clip ofisialy faha 10 taona: https://www.youtube.com/watch?v=IPWTSrYtReA

Tranokala faha 10 taona : http://www.10taonafimpimafrantsa.com/

Facebook: « Evénement Facebook » lanonan-dehibe faha 10 taona

Facebook: Faritany FI.MPI.MA. Frantsa.

Flyers FIMPIMA Frantsa 10 taona-02 mey 2020