Lanonana fanandratana ny kabary Parisy 2019

Sampana MULHOUSE, ORLEANS, PARIS, ROUEN, STRASBOURG
Fanasana lanonana manetriketrika fanandratana ny kabary malagasy
Asabotsy 6 avrily 2019 amin’ny 3 ora tolakandro
Lycée Saint Charles
2 rue Geneviève Anthonioz de Gaulle
91 200 ATHIS MONS
Fandaharam-potoana:
- Fianianan’ny Filoham-paritany FI.MPI.MA. Frantsa
- Fianianan’ny Filohan-tSampana
- Famoahana mpianatra kabary
- Fanasaloran-damba ny Mpikabary FI.MPI.MA.
- Seho sy Kanto
- Fivarotana boky kabary sy taozavatra malagasy
Tongava maro hiaraka hanandratra ny soatoavina malagasy sy hahita zava-baovao