Fankalazana ny tenindreny 23 Febroary Marseille 2019

Capture

Malagasy foana ianao,
Hankalaza ny andro iraisam-pirenena ny tenin-dreny isika eto Marseille ny asabotsy 23 Febroary 2019.
Hatomboka amin’ny 12 ora atoandro ny fotoana.
Ny toerana :
Masoivohom-pirenena malagasy
234 Boulevard Périer, 13008 Marseille

Kilalao malagasy isan-karazany
Fifaninanana soratononina
Fampianarana ho an’ny ankizy
Dihy malagasy mirindra
Hira malagasy « karaoke »
Fampianarana « Kabary tselatra »
Sakafo
hamidy eny an-toerana
Vary sy laoka
Rano fisotro isan-karazany
Tsakitsaky

Fifandraisana
07.81.06.84.94 – 06.67.09.43.71 -06.15.49.41.85
Flyers tenindreny 2019