Fanentanana hianatra kabary eto Frantsa

2355B5EA-CF1D-4DF0-9BB7-E522ECEE41CF

Vonona hampianatra  kabary  anao ny Faritany FI.MPI.MA Frantsa na aiza na aiza misy anao  eto Frantsa.

Aza misalasala misoratra  anarana ao faritanyfimpimafrantsa@gmail.com.

Ny Tonia.

E62DAB04-2C78-4A7D-98B2-87E4034C469C