Fanasana Sampana Rouen 27 oktobra 2018

flyer-02

Faly miarahaba ny rehetra,

Ny FIMPIMA Sampana Rouen dia faly manasa antsika Mpikambana, ny sakaizan’ ny Mpikabary ary ny tapaka sy namana, hanotrona ny lanonana karakarainy, ny asabotsy 27 Oktobra  ho fanokafana ofisialy ny taom-pianarana kabary 2018-2019 ary koa ny fanolorana  ny birao  izay hitantanana ny Sampana  Rouen 2018-2022.
Mirary soa lalandava ary manantena ny hifankahita tsy ho ela.

Jacqueline
06 46 42 72 29