Alin’ny Mpikabary 2019

FLYERALMLYON2019_v2-504303

DOBODOBOKA FOMBAN’APONGA, KALOKALO FANAOM-BOROMANGA,

ASAKASAKAREO TSY HO TONGA, ASAKASAKAREO TSY HITRANGA.

MANASA ANAO AM-PITIAVANA HANATRIKA NY ALIN’NY MPIKABARY FRANTSA 2019 IZAY HATAO ANY LYON NY ASABOTSY 9 MARSA 2019 AMIN’NY 8 ORA ALINA AO AMIN’NY

SALLE MEDIAN – SAINT QUENTIN FALLAVIER

  • SAKAFO MALAGASY
  • RINDRAN-KIRA HANKAMAMIANAO NY SANGAN’ASAN’ IREO MPANANKANTO MALAGASY NANDROTSIROTSY TARANAKA MARO NIFANESY TOA AN’ I ABEL ANDRIARIMALALA, ANDRE TITYS, CHARLY RAKOTOARIMANGA SNS
  • FANDRAISANA ANJARA MANOKANA SADY MIAVAKA AN’I ABEL ANDRIARIMALALA
  • ALIM-PANDIHIZANA MIARAKA AMIN’NY RINDRAN-JAVA-MANENO SY DJ NDRENJA
  • FILATROANA SEHO TAOVOLO SY FITAFIANA MALAGASY MANERANA NY NOSY
  • TSAKITSAKY MALAGASY ( Lasary, samosa, saosisy gasy, ramanonaka sns…)
  • TOMBOLA GOAVANA HAHAZOANA LOKA : PARIS – ANTANANARIVO – PARIS

IRINA NY FITAFIANA MALAGASY MIHAJA

Famandrihana : https://www.weezevent.com/alin-ny-mpikabary
Fanazavana fanampiny :0679258107/0613271808