Akon’ny fampisehoana tany TOULOUSE

Erick Manana sy Feo Gasy

Fahombiazana tanteraka no azo ilazana ny fampisehoana niaraka tamin’i Erick Manana sy Feo Gasy tany Toulouse, ny asabotsy 7 sept 2019 lasa teo.
Feno ipoka ny trano, nifandrombahana ny tapakila.

 

Misaotra indrindra tompoko amin’ny fametrahanareo fahatokisana ny Faritany FI.MPI.MA. Frantsa.